Toy ny ravina Chorale AKON'I BETELA (FJKM Betela Toamasin)

  • il y a 14 ans
Ity hira ity dia natao ahatsiarovana manokana ny vadin'Atoa RADOFA Emile sy ireo namana rehetra efa nandao sy efa nahavita ny adidiny tety ambonin'ny tany nandalo tato @ Amboaram-peo. Misongadina ao anatin'ny sary nalaina ny endrika malahelo sy ny sarin'i Ramatoa vadin'i Dadatoa Radofa.

Recommandée